Malagasy
Surah Al-Asr ( The Time ) - Aya count 3
وَٱلْعَصْرِ ﴿١﴾
Mianiana Aho amin'ny fotoana.
إِنَّ ٱلْإِنسَٰنَ لَفِى خُسْرٍ ﴿٢﴾
Fa tena marina, ny olombelona dia ao anatin'ny fahaverezana.
إِلَّا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ وَتَوَاصَوْاْ بِٱلْحَقِّ وَتَوَاصَوْاْ بِٱلصَّبْرِ ﴿٣﴾
Afa-tsy ireo izay nino sy nanao ny asa soa ary nifanananatra ny amin'ny fahamariana, sy nifananatra ihany koa tamim-paharetana.