Malagasy
Surah Al-Fil ( The Elephant ) - Aya count 5
أَلَمْ تَرَ كَيْفَ فَعَلَ رَبُّكَ بِأَصْحَٰبِ ٱلْفِيلِ ﴿١﴾
Moa tsy fantatrao va nanao ahoana no nanaovan'ny Tomponareo ireo olon'ny elefanta ?
أَلَمْ يَجْعَلْ كَيْدَهُمْ فِى تَضْلِيلٍۢ ﴿٢﴾
Moa va tsy nataony nanjavona ny teti-dratsin'izy ireo ?
وَأَرْسَلَ عَلَيْهِمْ طَيْرًا أَبَابِيلَ ﴿٣﴾
Ka nandefasany andiam-borona maro mifanesy izy ireo,
تَرْمِيهِم بِحِجَارَةٍۢ مِّن سِجِّيلٍۢ ﴿٤﴾
Izay nitoraka tanimanga avy amin'ny Afobe azy ireo.
فَجَعَلَهُمْ كَعَصْفٍۢ مَّأْكُولٍۭ ﴿٥﴾
Ka nanao azy ireo ho toy ny ravi-mololo voatsakotsako.