Main pages

Surah Quraish

Malagasy

Surah Quraish - Aya count 4

لِإِيلَٰفِ قُرَيْشٍ ﴿١﴾

Nohon'ny amin'ny fifanarahan'ireo koraisy.

إِۦلَٰفِهِمْ رِحْلَةَ ٱلشِّتَآءِ وَٱلصَّيْفِ ﴿٢﴾

Ilay fifanarahan'izy ireo amin'ny fandehanana mandritra ny ririnina sy amin'ny fahavaratra.

فَلْيَعْبُدُواْ رَبَّ هَٰذَا ٱلْبَيْتِ ﴿٣﴾

Dia aoka hanompo ny Tompon'ity trano masina ity izy ireo.

ٱلَّذِىٓ أَطْعَمَهُم مِّن جُوعٍۢ وَءَامَنَهُم مِّنْ خَوْفٍۭ ﴿٤﴾

Dia Ilay nampisakafo azy ireo tamin'ny hanoanana ary nanome fandriam-pahalemana azy ireo tao anatin'ny tahotra.