Malagasy
Surah Al-Kafiroon ( The Disbelievers ) - Aya count 6
قُلْ يَٰٓأَيُّهَا ٱلْكَٰفِرُونَ ﴿١﴾
Lazao hoe : \"O ! Ianareo tsy mpino,\"
لَآ أَعْبُدُ مَا تَعْبُدُونَ ﴿٢﴾
Izaho dia tsy manompo izay tompoinareo.
وَلَآ أَنتُمْ عَٰبِدُونَ مَآ أَعْبُدُ ﴿٣﴾
Ary ianareo koa dia tsy manompo izay tompoiko.
وَلَآ أَنَا۠ عَابِدٌۭ مَّا عَبَدتُّمْ ﴿٤﴾
Eny ! tsy hanompo izay tompoinareo aho na oviana na oviana !
وَلَآ أَنتُمْ عَٰبِدُونَ مَآ أَعْبُدُ ﴿٥﴾
Ary ianareo koa dia tsy hanompo izay tompoiko.
لَكُمْ دِينُكُمْ وَلِىَ دِينِ ﴿٦﴾
Ho anareo ny fivavahanareo, ary ho ahy kosa ny fivavahako !